Entry | 1 vono baibona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka 4 [1.13][vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona |
Explanations in French |
5 [1.13][vonobaibona] rivetage |
Vocabulary |
6 Technology |
Elementary words | 7 vono, baibona |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |